CENI : nifarana androany ny fandraisana ny vokatra

0

Mifarana anio ny famoahana ireo fironam-bokatra na (tendances des résultats) izay azo tamin’ny alalan’ireo PV scannés. 107 amin’ireo SRMV 119 manerana ny Nosy no efa nahatonga ny PV réel ety anivon’ny CENI foibe ary andrasana hatramin’ny anio alina ireo ambiny avy amin’ny SRMV 12 isa.