CENI : Tsy ho rahampitso ny fifidianana mangarahara

0

Tsy ao anatin’ny fandaharam-potoana eny anivon’ny CENI ny fifidianam-paritra hatramin’izao, ny fifidianana izay hifidianan’ny vahoaka ireo solontenany hitantana ny vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana na dia efa nanambara aza ny Praiminisitra teo aloha Jean Ravelonarivo sy ny Praiminisitra nisolo azy fa ho atao amin’ity taona 2017 ity izany.