CEPE 2019 : efa voaparitaka manerana ny Nosy ireo laza adina

0

Efa voaparitaka manerana ny Nosy ankehitriny ireo laza adina hiatrehan’ny mpianatra ny fanadinana CEPE raha ny fanazavan’ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena fampianarana teknika sy fanofanana araka asa androany, nohamafisiny ihany koa fa hivoka amin’ity herinandro ity ny tetiandrom-pampianarana 2019 – 2020.