CFM : tsy tonga nanatrika ny solombavambahoaka ho an’ny fanovàna

0

Nosokafana omaly teny amin’ny CCI Ivato ny fiantsoana fifampiresahana nokarakarain’ny CFM. Tsy nanatrika izany ny solombavambahoaka ho an’ny fanovàna. Nanamafy ny solontenan’ny Mapar teny an-toerana fa ny didy navoakan’ny HCC mikasika ny fanendrena praiminisitra anio no tokony ho tanterahina.