CIM Ambohidahy : Mikatom-bava ny tomponandraikitra

0

Manakatom-bava sy manakatom-baravarana ny tomponandraikitra ao amin’ny CIM Ambohidahy raha niezahana nanontaniana ny olana misy amin’ity sampandraharaha ity. Olana izay efa ho 2 volana eo no nitranga hatramin’izao. Hatreto aloha tsy mety hilaza ny zava misy amin’ny orinasa CETIS izay nahazo ny fanamboarana ny CArte Grise sy ny permis de conduire ho Biometrique ny CHef CIM raha tonge teny antoerana ny panao Gazetin’ny kolo TV.