CIN : 1 200 Ariary ny sarany

0

1 200 Ariary ny sarany alohan’ireo izay hanao karapanondro ao amin’ny distrika Antananarivo I. Maro amin’ireo olona tonga eny an-toerana no miveri-maina. Antony, tsy 200 ariary araky ny nambaran’ny Praiminisitra no saran’izany. Manoloana izany, tsy hita ny andraikitra raisin’ny lehiben’ny distrika sy ny ministeran’ny atitany.