Claudine Razaimamonjy: Eny amin’ny HJRA.

0

Tanana eny amin’ny hopitaly HJRA Anosy ao amin’ny efitra 126 ao amin’ny sampan-draharaha neuro-chirurgie Ramatoa Claudine Razaimamonjy rehefa nigadona teto an-tanindrazana tamin’ny Sabotsy  alina. Manohy fitsaboana ny tenany hoy ny talen’ny HJRA araka ny taratasi’nny mpitsabo avy any Maurice. Tsy anjaran’izy ireo kosa ny raharaham-pitsarana hoy ny talen’ny HJRA. Tsy azo ampahafantarina ihany koa araha ny fanazavany ny aretina mahazo azy marina.