Claudine Razaimamonjy : Nosamborin’ny mpitandro filaminana

0

Nosamborin’ny mpitandro filaminana i Claudine Razaimamonjy. Raha ny angom-baovao natao, ny Bianco no naniraka io fisamborana io, ary mety misy ifandraisany amin’ny raharaha fanodinkodinana subvention exceptionnelle tany amin’ny kaominina Ambohimahamasina.