Claudine RAZAIMAMONJY : oviana no ho tonga eto an-toerana ?

0

Tsy mamaly mivantana momba ny raharaha Claudine Razaimamonjy ireo mpitondra ankehitriny, manomboka amin’ny filoham-pirenena hatramin’ireo minisitra. Ao kosa no milaza fa efa eny anivon’ny fitsarana ny raharaha na dia efa fantatry ny rehetra ary fa tsy mahaleotena ny fitsarana.