Accueil Faits divers Claudine Razaimamonjy : Tsy mbola mitsangana ny rafitra handinika ny toe-pahasalamany

Claudine Razaimamonjy : Tsy mbola mitsangana ny rafitra handinika ny toe-pahasalamany

0
Claudine Razaimamonjy : Tsy mbola mitsangana ny rafitra handinika ny toe-pahasalamany

Nilaza ny vonona hametraka ilay rafitra andinika ny toe-pahasalaman-dramatoa Claudine Razaimamonjy ny eo anivon’ny ministeran’ny fitsarana. Ity rafitra ity no afaka hanapaka na tazomina tsaboina amin’ny hopitaly ity mpanolotsaina manokan’ny filohampirenena ity na alefa any amponja ary any no manohy ny fitsaboana azy raha ilaina izany. Tsy fantatra hatreto ny fotoana ananganana io rafitra io.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici