Code de la communication investigation

0

Notsipahin’ny solombavambahoaka 31 teo anivon’ny antenimierampirenena ny andininy faha-7 ao amin’ny lalàna mifehy ny serasera miresaka ny fahafahan’ny mpanao gazety manao fanadihadiana lalina na ny « Investigation » nandritra ny fandanina ity lalàna ity teny anivon’ny Antenimierampirenena androany. Mampametra-panontaniana ny maro ihany ankilany fa ny mpanao gazety teo aloha lasa solombavambahoaka ihany no lohalaharana nitsipaka izany.