Collectif Tany : Mitaky ny fampitsaharana ny fitrandrahana ataon’ny DNI metal

0

Miantso ny olompirenena hanangon-tsonia, hampitsaharana ny fitrandrahana ataon’ny orinasa DNI metals ao Ambatolampy-Brickaville ny collectif tany. Toherin’izy ireo ihany koa ny ramatahora atao main’ny mponina any an-toerana. Miantso ny firaisankinan’ny mpiaro ny tany sy ny tontolo iainana ihanby koa izy ireo tao anatin’ny fanambarana navoakany omaly.