Commune Rurale Amboditandroho: mandoa hetran’omby tsy misy rosia ny mpiompy

0

Miaina ao anaty tebiteby sy tahotra ireo mpiompy omby ao anatin’ny commune Rurale Amboditandroho ao anatin’ny distrikan’ny Toamasina faha-2 iny vokatry ny fiasan’ny tompon’andraikitra amin’ny fikirakirana taratasin’omby, tsy voafaritra mazava ny vola takiana ary tsy mahazo rosia ihany koa ireo izay mandòa vola.