Conseils des ministres

0

Ady amin’ny tsy fandriampahelamana : ho tonga afaka 2 volana ny angidimby 5
Anisan’ny nisongadina tao amin’ny filankevitry ny minisitra omaly tao amin’ny lapan’Ambotsirohitra ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana manerana ny nosy. Ho tonga afaka 2 volana ny angidimby hoampisain’ny mpitandro ny filaminana. Nomena toromarika ihany koa ireo tompoandraikitra mivantana rehetra. Ankilany, nanome baiko ny hanatanterahana audit amin’ireo fahazoandalana hanorina trano eny amin’ny manodidina an’Ampamarinana ny filoha.