Coronavirus : miisa 02 ireo toerana fitiliana izany eto Madagasikara

0

Toerana 02 samy hafa no hanatontosana ny fitiliana ny valan’aretina coronavirus eto Madagasikara isan’ny amin’izany ny IPM na ny Institut Pasteur de Madagascar eo ihany koa ny CICM na ny Centre d’Infectiologie Charles Mérieux. Mitovy ny sehatra ara-teknika hanaovan’izy ireo ny fitiliana ny covid-19 ary miara-miasa akaiky  amin’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka izy amin’ny fanatanterahina izay.