Accueil Société Coronavirus : tsy ampidirina ny trano ireo akanjo nentina nivoaka

Coronavirus : tsy ampidirina ny trano ireo akanjo nentina nivoaka

0
Coronavirus : tsy ampidirina ny trano ireo akanjo nentina nivoaka

Esorina ary diovina avokoa ireo akanjo sy entana rehetra nentina nivoaka, tsy tokony ampidirina ny trano izay rehetra avy any ivelany raha tsy nandalo fandalovana. Ireo no torohevitra avy amin’ny mpitsabo entina hiarovan-tena manoloana ny valan’aretina coronavirus