Coronavirus : tsy mbola manidy ny sisintaniny i Madagasikara

0

Tsy mbola manidy ny sisintaniny i Madagasikara saingy hamafisina ny fisorohona rehetra . Izay raha ny nambaran’ny minisitry ny fitaterana , ny fizahantany sy ny famatarana ny toetr’andro sy ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka androany nandritry ny fihaonan’izy ireo tamin’ ny solombavambahoakan’i Madagasikara teny amin’ny antenimieram-pirenena.