Accueil Politique Cour des Comptes : 14 miliara Ariary nandoavana karamana mpiasam-panjakana matoatoa

Cour des Comptes : 14 miliara Ariary nandoavana karamana mpiasam-panjakana matoatoa

0
Cour des Comptes : 14 miliara Ariary nandoavana karamana mpiasam-panjakana matoatoa

Volam-panjakana maherin’ny 14 miliara Ariary no very tamin’ity taona ity nandoavana karaman’ireo mpiasam-panjakana matoatoa hoy ny fitsarana momba ny kaonty androany nandritra ny tatitra ho an’ny taona 2020. Ilaina hatsaraina ny logiciel Augure hoy ny filohan’ity fitsarana ity hiadiana amin’izany.