Accueil Société « Couvre feu » : voahaja amin’ny ankapobeny

« Couvre feu » : voahaja amin’ny ankapobeny

0
« Couvre feu » : voahaja amin’ny ankapobeny

Nampihatra ny tsy fahafahana mivoaka amin’ny alina ny olompirenena teto Antananarivo raha ny hita nandritra ny andro voalohany omaly. Fanentanana no natao ho an’ireo izay tratra nivoaka taorian’ny tamin’ny 8 ora alina.