Cover Bande Originale: Nivoaka mpandresy i Mamy sy Koly

0

Norombahin’i Mamy sy Koly ny Cover Bande Original andiany voalohany izay vokarin’i Kolo TV Fm tamin’ity taona ity. Omaly no nanaovana ny famaranana teny amin’ny Alliance Française Andavamamba.