CSB II Ambohimanambola : nidina nijery ifotony ireo tomponandraikitra

0

Nidina nijery ifotony ny zava-misy eny amin’ny CSB II Ampahimanga Ambohimanambola ireo tompon’andraikitra androany manoloana ny resabe naely momba ity toeram-pitsaboana ity.