Accueil Economie CSI : tokony hatao isan-taona ny tatitry ny banky iraisam-pirenena

CSI : tokony hatao isan-taona ny tatitry ny banky iraisam-pirenena

0
CSI : tokony hatao isan-taona ny tatitry ny banky iraisam-pirenena

Tohin’ny raharaha 193 Tapitrisa dolara, fanampiana avy amin’ny banky iraisam-pirenena nisy nanodikodina teto Madagasikara ny taona 1990 hatramin’ny taona 2010, tokony hangataka ny fitsinjarana izany vola izany isan-taona ny fitondrana ankehitriny sy ireo sampan-draharaha miady amin’ny kolikoly hahafahana manamora ny fanadihadiana atao raha ny fanehoan-kevitry ny Comité pour la Sauvegarde de l’Intégrité.