CSM : Misy fikasana ny hamindrana toerana ireo mpitsara voakasiky ny raharaha Claudine Razaimamonjy

0

Anio no hanatanteraka fivoriana ny mpikambana ao anatin’ny CSM na filan-kevitra ambony momba ny mpitsara. Raha ny loharanom-baovao, mihodihody any ny famindran-toerana ireo mpitsara voakasika akaiky na lavitra amin’ny raharaha Claudine Razaimamonjy.