CTC Village Voara : miverina misokatra ary efa am-perin’asa

0

Noho ny firongatry ny COVID 19 indray, miverina misokatra ary efa am-perin’asa amin’izao fotoana ny CTC Village Voara Andohatapenaka. Ankoatra izay, afaka mandray ireo misy soritr’aretina ihany koa ireo CSB II miisa 08 eto Antananarivo renivohitra.