Accueil Société CUA : niroso tamin’ny fanakatonana ireo fanotofana sy fanorenana tsy ara-dalàna CUA

CUA : niroso tamin’ny fanakatonana ireo fanotofana sy fanorenana tsy ara-dalàna CUA

0
CUA : niroso tamin’ny fanakatonana ireo fanotofana sy fanorenana tsy ara-dalàna CUA

Nidina ifotony ary niroso tamin’ny fanakatonana ireo fanotofana sy fanorenana tsy ara-dalàna ny ao anivon’ny Kaominina Antananarivo renivohitra androany. Fametrahana ny fampanajana ny lalàna sy ny fametrahana ny hasin’ny tananan’Antananarivo no tanjona.