Declaration préfet

0

Raha toa ka nilaza ny filohan’ny Repoblika afak’omaly, nandritra ny tafa nataony tamin’ny haino amanjery sasan-tsasany niantso ny mpitandro filaminana hanakana ny fidirana ao amin’ny Lapàn’ny Tanàna, nilaza kosa ny Préfet de Police Antananarivo omaly maraina fa baiko ho fiarovana ny fihoaram-pefy ihany no nomeny ny mpitandro ny filaminana.