Decret

0

Manohy ny asany ny governemanta Ntsay Christian mandrapaha-tafatsangan’ny governemanta vaovao na nankatoavin’ny filohampirenena aza ny fametram-pialany ny 19 janoary teo raha ny fanambarana navoakan’ny sekretera jeneralin’ny fiadidianan’ny repoblika.