Demission Rajao

0

Ny maraina teo, nametraka requette teny amin’ny Conseil d’Etat ny eo anivon’ny fiadidiana ny repoblika, nangataka fa tsy tokony hametraka fialana ny filoha am-perinasa, mandra-pitsara ny fitorian-dry Tabera sy ny namany. Midika izany fa mitady amin’ny fomba rehetra hifikirana amin’ny seza ny filoha Hery Rajaonarimampianina sy ireo manodidina azy.