Accueil Société Didipoitra faobe : nisitraka izany ihany koa ny Kaominina Ambatomena

Didipoitra faobe : nisitraka izany ihany koa ny Kaominina Ambatomena

0
Didipoitra faobe : nisitraka izany ihany koa ny Kaominina Ambatomena

Nisitraka ny hetsika Didipoitra faobe, iarahana amin’ny Solombavambahoaka voafidy tao amin’ny distrikan’i Manjakadriana sy ny Antoko Malagasy Miara-Miainga ny tao amin’ny Kaominina Ambatomena androany. Velom-pisaorana ny mponina ary nahatsapa fa zava-dehibe ny fahaizana manolotra sy manome tamberin’andraikitra amin’ny vahoaka tahaka izao.