Accueil Politique Dinam-pifanarahana ho an’ireo kandidà ho Filohampirenena : tsy ampy antsasa-manilan’ izy ireo no nanao sonia

Dinam-pifanarahana ho an’ireo kandidà ho Filohampirenena : tsy ampy antsasa-manilan’ izy ireo no nanao sonia

0
Dinam-pifanarahana ho an’ireo kandidà ho Filohampirenena : tsy ampy antsasa-manilan’ izy ireo no nanao sonia

Tsy ny antsasa-manilan’ireo kandida nilatsaka ho Filohampirenena akory no nanaiky nanao sonia ilay fifanarahana mifehy fitsipim-pitondran-tena mialoha, mandritra ary aorian’ny fifidianana. Omaly 7 oktobra no fepotoana farany napetraky ny CFM hahafahana manao sonia io fifanarahana io.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici