Ho tanterahina eny amin’ny CCI Ivato ny 09 hatramin’ny 11 Desamdra ho avy izao ny « Dinika Nosy Malagasy », araka ny tatitra navoaky ny filan-kevitry ny Minisitra omaly. Handray anjara amin’io dinika io avokoa ny ministera isan-tokony sy ny olom-pirenena rehetra.