Accueil Société Distrikan’Antsohihy : mirongatra ny tsy fandriam-pahalemana

Distrikan’Antsohihy : mirongatra ny tsy fandriam-pahalemana

0
Distrikan’Antsohihy : mirongatra ny tsy fandriam-pahalemana

Mirongatra ny tsy fandriam-pahalemana ao amin’ny Distrikan’Antsohihy, farirta Sofia. Raha ny fanadihadiana natao tany an-toerana, 3 hatramin’ny 4 isan’andro ny vaky trano eo an-tampon-tanàna, ankoatry ny halatr’omby amin’ireo kaominina manodidina.