Nanantontosa fizarana karatany tany amin’ny distrikan’i Betafo Sy tao amin’ny fokontany Ambohimanarivo Antsirabe I androany ny minisiteran’ny fanajariana ny tany sy ny asa vaventy . Zava-dehibe ny fisitrahan’ny Malagasy izany, ary tafiditra amin’ny politika momba ny « sécurisation foncière ».