Accueil Faits divers E.D. Andriamalala : 100 taona androany

E.D. Andriamalala : 100 taona androany

0
E.D. Andriamalala : 100 taona androany

Tsaroana manokana amin’ity omaly ny faha -100 taona nahaterahan’i ED Andriamalala, mpanoratra Malagasy manana ny nampiavaka azy manokana. Nisy ny fanamarihana manokana ity daty ity izay mifanindry andalana amin’ny herinandron’ny Havatsa UPEM na fikambanan’ny mpanoratra sy poeta Malagasy.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici