EDITO

0
EDITO

Atao aloha izay hampitomboina aloha ny mofomamy, fa tsy ho ampy zaraina ho antsika rehetra ny mofomamy misy ankehitriny, hoy ny Filoha tany Toamasina nandritra ny fandraisana ireo fanampiana ho an’ny BNGRC (Bureau national de gestion des risques et catastrophes) avy tamin’ny governemanta Koreana Tatsimo. Valin-kafatra avy amin’ny Filoha ho an’ireo fitakiana sendikaly misavovona ankehitriny io. Midika ve izany fa misy ihany ny fizarana saingy tsy natao ho an’ny rehetra?

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici