EDITO

0

Efa nampoizina ! Izay no azo anambarana ny krizy mialoha na mandritra ny fifidianana. Tsy inona anefa no anton’izany fa vokatry ny nafitsoky ny mpitondra tamin’ny fampandaniana ny Lalàmpifidianana amboletra sy feno kolikoly ka izao miafara amin’ny fitakian’ny vahoaka
Malagasy sy ireo Solombavambahoakan’ny fanovàna miisa 73 fametraham-pialàn’ny Filoha RAJAONARIMAMPIANINA Hery.