Edito du 07-05-2018

0

Taorian’ny fanapahana navoakan’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana mikasika ireo volavolan-dalàm-pifidianana, andrasan’ny maro ankehitriny ny fametrahampialan’ny filohan’ny repoblika, izay mitarika ny tsy fetezana isan-tsokajiny eto amin’ny firenena. Fahafahambaraka ho an’ny governemanta sy ho an’ireo solombavambahoaka nandany ireo volavolan-dalàna ireo ny fitsipahan’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenena.