Edito du 3 février 2019

0

Ambetiten’ny filohampirenena ny hoe asa ary asa avy hatrany. Voaporofo izany nandritra ny fitsidiham-paritra voalohany nataony tany amin’ny faritra atsimon’ny nosy. Fitsidihana voalohany izay namerina indray ny fanantenan’ny vahoaka Malagasy liana sy mangetaheta fampandrosoana.