EDITO

0

Raha ny olona ivelan’ny firenena no nahare ny lahateny nataon’ny Filohampirenena malagasy teo anoloan’ny firenena mikambana, dia tena nahavelombolo tokoa. Fiakaran’ny ari- karena, fivoaran’ny fiainam- bahoaka, milamina sy mandry fahalemana ve ny firenena? Inona anefa ny zava-misy iainan’ny Malagasy ?