EDITORIAL

0

Ny omaly tsy miova. Izay no azo ilazana ny fanovana ny governemanta amin’ny ampahany sy ny famerenana minisitra teo aloha ho ao anaty governemanta. Tsy misy azo antenaina avy amin’io governemanta io raha fampandrosoana no antenaina. Ho ady saritaka ny fifidianana manaraka eo raha io fijoron’ny governemanta izao no dinihina.