Accueil Politique Editorial du 3 juin 2019

Editorial du 3 juin 2019

0
Editorial du 3 juin 2019

Amin’ny faha-2 jolay ho avy izao farafahatarany no hamoaka ireo anaran’ny Solombavambahoaka miisa 151 ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana. Hita soritra sahady ny maro an’isa na mbola tsy feno aza ny vokatra tonga eny amin’ny Ceni. Midika izany fa tsy azo ivalozana intsony ny fanovana sy ny fampandrosoana ho lovain-jafy.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici