Accueil Politique Emmo-Far Antananarivo: hitohy ny fiambenana ireo toerana stratejika

Emmo-Far Antananarivo: hitohy ny fiambenana ireo toerana stratejika

0
Emmo-Far Antananarivo: hitohy ny fiambenana ireo toerana stratejika

Noho ny tsy fananana fahazoan-dalàna hitondra olona no nampidirana fourrière ireo fiara miisa 27 ny sabotsy teo hoy ny Emmo Far Antananarivo androany. Hitohy amin’ity herinandro ity ihany koa ny fanamafisana ny fiambenana amin’ireo toerana stratejika rehetra eto Antananarivo araka ny tapaka androany.