Accueil Société ENMG : aiza ho aiza ny tohin’ilay fandorana porofo ?

ENMG : aiza ho aiza ny tohin’ilay fandorana porofo ?

0
ENMG : aiza ho aiza ny tohin’ilay fandorana porofo ?

Isan’ireo fifaninanana be kolikoly ny fifaninanana hidirana ao amin’ny ENMG na ny Sekoly ambony mpanofana ho mpitsara sy mpiraki-draharaha, araka ny tatitra nataon’ny Bianco tamin’ny taona 2017. Ankehitriny, manambara ho manao ezaka lehibe hiadiana amin’ny kolikoly ny tomponandraikitra iray ao amin’ity sekoly ambony ity.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici