Accueil Société EPP Ankadinandriana : ny volana aprily 2021 no vinavinaina ho vita ny asa

EPP Ankadinandriana : ny volana aprily 2021 no vinavinaina ho vita ny asa

0
EPP Ankadinandriana : ny volana aprily 2021 no  vinavinaina ho vita ny asa

Mpianatra miisa 600 no ho zakan’ny sekoly vaovao hatsangana ao amin’ny kaominina Ankadinandriana raha ny fanazavan’ny tomponandraikitra avy eo anivon’ny minsteran’ny Fanabeazam-pirenena. Vinavinaina  ho vita ny volana aprily 2021 ny sekoly,  ka andray ny taom-pianarana 2021-2022.