EPP Behoririka : mitohy hatrany ny asa fanorenana

0

Mitohy hatrany nyasa fanorenana eo anoloan’ny EPP sy eo amin’ny tanin’ny EPP Behoririka amin’izao fotoana. Raha ny fanazavana azo tamin’ny tomponandraikitra iray eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra, efa nisy ny fanafoanana ny fanorenana saingy misy olona ambadika nanome fanomezan-dalana vaovao.