EPP Mangotroke – Toliara : tafo lanitra, tsy misy dabilio, mpampianatra tsy mandray karama

0

EPP Mangotroke, any amin’ny faritra Atsimo Andrefana, sekoly izay tsy misy efi-trano fa eo am-body hazo ireo mpianatra no mianatra. Enin-taona ihany koa ny mpampianatra azy ireo tsy nandray tambin-karama.