EVASAN Claudine RAZAIMAMONJY : ny olom-panjakana no manitsaka ny lalàna velona

0

Manoloana ilay famoahana an’i Claudine RAZAIMAMONJY tany amin’ny nosy Maurice. Voahitsakitsaka ny lalàna, ary olom-panjakana ihany no manatanteraka izany fandikan-dalàna izany.  Mametra-panontaniana vokatr’izany ny mpanara-baovao, inona no fifamatorana misy eo amin’ny filohampirenena sy ireo mpanolon-tsaina azy.