Fadintseranana : namoaka laharana maitso vaovao

0

Namoaka laharana maitso vaovao ho entina manatsara ny fomba fiasa sy hiadiana amin’ny kolikoly ary ny fanondranana antsokosoko ny harem-pirenena ny eo anivon’ny fadintseranana. Fomba fiasa lavitry ny kolikoly sy ny fitantanana mangarahara no tanjona.