Miverina mivangongo indray ny fako eto Antananarivo Renivohitra amin’izao fotoana izao. Maloto ny tanàna, manahy ny hisian’ny fiparitahana aretina vokatr’izany ny olona. Fanampim-panazavana.