Fofona maimbo sy fako miparitaka no hita teny amin’ireo toerana nanaovana fety sy fampiratiana nandritran’ny fankalazana ny fetim-pirenena. Mitaraina vokatr’izany ireo vahoaka ary mitaky ny fandraisan’andrakitry ny CUA.